Fanohanana ny Fitoriana ny Filazantsara any amin’ny «Tany maizina »
Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
Hira 14 « Misaora an’i Jehovah izao ry fanahiko »(am-pitsanganana)
Vavaka sy Vakiteny (Jaona 14 / 12 – 27)
Hira 96 « Fitiavana ny Andriamanitsika »
Vavaka sy Vakiteny (Matio 13 / 31-35 )
Hira 258« Mamy ny Firaisan-kina»
Vavaka sy Vakiteny (Romana 12 /6 – 12)
Hira 264 « Soa ho atsika re ny ho be fitia» (Atao a-pitsanganana)
FAMPIANARANA : Jaona 13 / 34 – 35
Rakitra (Hira 446; 449 sns)
Vavaka
Hira 500 « Fa ny teny renay any»
TSODRANO
Hira 501 « Arovy aho, Tompo »
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny