FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAKAMISY MASINA
ALAKAMISY MASINA
Fotoam-pivavahana ho fahatsiarovana ny Fasanan’ny Tompo
Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
Hira 61 «Jesô Mpamonjy,ilay tompony tompon’ny aina »(am-pitsanganana)
Vavaka sy Vakiteny (Mation 26 / 6-29)
Hira 172 «Tonga Jesosy Mpamonjy ny very»
Vavaka sy Vakiteny (Mation 26 / 36-56)
Hira 68 « Tazano an’io Getsemane»
Vabaka sy Vakiteny (Matio 26 / 57 – 75)
Hira 65 « Ny hazo fijaliana no mitory fahoriana»(am-pitsanganana)
FAMPIANARANA (Matio 26 / 6 – 29)
Rakitra (Hira 67, 68, 77… sns
Vavaka ho an’ny Rakita
Hira170 « Ny fonenana an-danitra ao» (am-pitsanganana)
TSODRANO
Hira 501 « Arovy aho Tompo»
FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO (Araka ny fandaharana ao amin’ny Litorjia)
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny