Fahatsiarovana ny nahazoan’ny Fifohazana ny fahaleovantenany ka hanaovana rakitra sy vokatra hanohanana ny kolejy RAINISOALAMBO ao Soatanàna
Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada Rainisoalambo »
Hira 1 « Derao Andriamanitra» (Am-pitsanganana)
Vavaka sy vakiteny (Isaia 60 / 1-22)
Hira 307 « Mitsinjova ny mazava ! »
Vavaka sy vakiteny (Isaia 62/ 1-12)
Hira 316 « Ry Jehovah Ray tsitoha»
Vavava sy vakiteny (Jaona 17 / 1 -26)
Hira 299 « Havaozy tompo ô ! » (am-pitsanganana)
FAMPIANARANA : Jaona 16/ 6 – 22
Hira 104 « He! fotoana ankalazaina izao »
Tantara fohy momba ny FAHALEOVANTENAn’ny FFSM
Rakitra sy fanaterana ny Vokatra
Vavaka sy vakiteny (Isaia 43/ 5 – 13)
Hira 19 « Mihobia ho an’i Jehovah» (am-pitsanganana)
Hira 449 « Andriamanita ô, ry Raiko ô »
Vavaka sy Lavanty
Hira 496 « Voninahitra any amin’ny Avo Indrindra »
TSODRANO
Hira 499 « Ny Dera sy ny Laza : »
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny