FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAHADIN'NY DIRECTION NATIONALE

ALAHADIN'NY D.N

Ny alahady faharoa amin’ny volana JOLA. Ny  ampitso Alatsinainy fanaovam-bokatra

  1. Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
  2. Hira 15 « Mitsangàna ka mihazavà!»(am-pitsanganana)
  3. Vavaka sy Vakiteny (Jaona 14 / 13 -14; 25-27)
  4. Hira 359 « Fiadanana no avelako ho anareo»
  5. Vavaka sy Vakiteny (Isaia 60 / 19 – 22)
  6. Hira 310«Tompo ô Indreto ny tanoranao, mba jereo» 
  7. Vavaka sy Vakiteny (Mpitoriteny 11  /1 – 6)
  8. Hira 110 « Avia Fanahy ô»  (Atao a-pitsanganana)
  9. FAMPIANARANA : Jaona 13 / 34 – 35; II Kor 9/7
  10. Rakitra (hira 460, …sns)
  11. Vavaka ho an’ny Rakitra
  12. Hira 244« Didy vaovao no omeko anareo»  (Atao a-pitsanganana)
  13. TSODRANO
  14. Hira 496 « Voninahitra any amin’ny Avo Indrindra»

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH