FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY 17 SEPTAMBRA

17 SEPTAMBRA

Fotoam-pivavahana Lehibe amin’ny Fivoriana iraisan’ny Mpianatry ny Tompo manerana ny Nosy eto Soatanana. Hanaovana Rakitra sy Vokatra hanohanana ny fanaovana ny « CHAPELLE»

  1. Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
  2. Hira 7« Avia miondreha, ry vazantany ô» (Am-pitsanganana)
  3. Vavaka sy vakiteny (Isaia 60/ 1 – 22)
  4. Hira 270« Avia, Jehovah Tomponay! »
  5. Vavaka sy vakiteny (Isaia 43 / 5 – 13)
  6. Hira 110« Avia Fanahy ô!»
  7. Vavava sy vakiteny (Matio 25 / 31 – 46)
  8. Hira 118 « Ry Fanahy Mpanazava» (am-pitsanganana)
  9. FAMPIANARANA (Matio 25 / 31 – 46)
  10. Rakitra sy fanaterana ny Vokatra (Hira 226, …sns) 
  11. LAVANTY
  12. Vavaka
  13. Hira 274 « Fitiavana, rano velona » (am-pitsanganana)
  14. TSODRANO
  15. Hira 496 «Voninahitra any amin’ny Avo Indrindra»

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH