FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA FANAOVAM-BELOMA NY TAONA

FANAOVAM-BELOMA NY TAONA

 Fotoam-pivavahana ato amin’ny faran’ny taona ho fanaovam-beloma azy

Ny fanamiana maha Apostoly ny FFSM avy ao Soatanana
  1. Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
  2. Hira 7« Avia miondreha, ry vazantany ô» (Am-pitsanganana)
  3. Vavaka sy vakiteny: araka ny Litorjia, ataon’ny mpitarika
  4. Hira 9« Tsaroanay Jehovah ô ny Famindramponao »
  5. Vavaka
  6. Hira 26«Asandrato avo re ny hiranao»
  7. Vavava 
  8. Hira 126 « Ry Tomponay an-danitra»
  9. VAKITENY: Apok 3 / 3 – 6; I Petera 4/7
  10. Hira 128 « Mifohaza,mifohaza, ry fanahy izao»(am-pitsanganana)
  11. FAMPIANARANA (Apok 3 / 3-5; Lioka 21 / 19)
  12. Rakitra (hira:31, 250, …sns)
  13. Vavaka ho an’ny Rakitra)
  14. Hira 497 «Dera, Laza, Voninahitra» (am-pitsanganana)
  15. TSODRANO
  16. Hira 501 «Arovy aho Tompo» 

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH