FANDAHARANA FOTOAM-PIVAVAHANA NY 10 AOGOSITRA

10 AOGOSITRA

Fahatsiarovana ny hafatra napetraky Dada RAINISOALAMBO ka nametrahany ny Fifohazana

RAINISOALAMBO MIANAKAVY TAO SOATANANA
  1. Hira 110 « Avia,Fanay ô ! » (am-pitsanganana)
  2. Vavaka
  3. Vakiteny : Isaia 60 / 1- 22
  4. Hira 7 « Avia, miondreha ry vazatany ô! »
  5. Vavaka
  6. Vakiteny : Isaia 43 / 5 -13
  7. Hira 269 « He, ny andon’ny maraina» 
  8. Vakiteny : Lioka 13/ 18-30
  9. Hira 118 « Ry fanahy Mpanazava»
  10. Vakiteny : Mation 25/ 31- 46
  11. Tantara fohy momba ny 10 Aogositra
  12. Hira 273 « Ry Jehovah Tomponay » (am-pitsanganana)
  13. FAMPIANARANA : Jaona 17/ 21-23
  14. Rakitra sy fanaterana Vokatra
  15. Hira 3 « Misaora an’i Zanahary » (am-pitsanganana)
  16. Fotoana malalaka sy LAVANTY
  17. TSODRANO
  18. Hira 501 « Arovy aho, Tompo : »

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH