FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA ISAKY NY ALAHADY HARIVA

ISAKY NY ALAHADY HARIVA

Izay olona voatendry hitarika ihany no mifidy ny hira rehetra hatao amin’io fotoana io. Ny olona voatendry hiresaka ny Fampianarana no manome ny teny hovakiana

NY CHAPELLE AO SOATANANA
  1. Vavaka ataon’ny Mpitarika
  2. Hira ,… (am-pitsanganana)
  3. Vakiteny avy ao amin’ny Soratra Masina izay Faranana amina Vavaka ataon’ny Mpitarika
  4. Hira ,…
  5. Vavaka 
  6. Hira, ….
  7. Vavaka
  8. Rakitra (hira …..)
  9. Vavaka ho an’ny Rakitra
  10. Hira ,…
  11. Vakiteny avy ao amin’ny Soratra Masina
  12. Hira ,…(am-pitsanganana)
  13. FAMPIANARANA
  14. Hira, ….(am-pitsanganana)
  15. TSODRANO
  16. Hira, …

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH