FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAHADIN'NY PANTEKOSTA
NY PANTEKOSTA
Fahatsiarovana ny nilatsahan’ny Fanahy Masina tany Jerosalema, ka hanaovana fotoam-pivavahana sy vokatra hanohanana ny Lycée sy ny sekoly ao an-toby
Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
Hira 110« Avia, Fanahy ô» (Am-pitsanganana)
Vavaka sy vakiteny (Jaona 14/26; jaona 16/ 7- 13)
Hira 118« Ry Fanahy Mpanazava! »
Vavaka sy vakiteny (Jaona 7 / 37 – 39)
Hira 109« Ry Fanahy Masina ao ambony»
Vavava sy vakiteny (Asa 2 / 1-8; 13 – 15)
Hira 111 « Ny ando soa ni rina» (am-pitsanganana)
FAMPIANARANA (Asa 2 / 1-4)
Rakitra (Hira 317, 311,…sns)
Vavaka ho an’ny Rakitra
Hira 254 « Hianao tokoa, Andriamanitra ô » (am-pitsanganana)
TSODRANO
Hira 496 «Voninahitra any amin’ny Avo Indrindra»
Ny Alatsinain’ny PANTEKOSTA no voatokana hanaovana LAVANTIM-BOKATRA.
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny