FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ANDRO TAOM-BAOVAO
ANDRO TAOM-BAOVAO
Fotoam-pivavahana atao amin’ny voalohan’ny taona ka ny rakitra azo dia hikarakarana ny Fanjakan’Andriamanitra aty an-toerana
Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
Hira 3 «Misaora an’i Zanahary!»(am-pitsanganana)
Vavaka ataon’ny Mpitarika (Salamo 103 / 1 – 4)
Vavaka ataon’ny Mpitarika
Hira 453 « He! taona volamena»
Vavaka sy Vakiteny (Ezekiela 36 / 25 – 27)
Hira 475 « Faly, ravo izahy, izay mihira eto izao»
Vavaka sy Vakiteny (Isaia 1 / 16 -17)
Rakitra (Hira 463, 469, …sns)
Vavaka
Hira 299 « Havaozy Tompo ô» (am-pitsanganana)
FAMPIANARANA (Isaia 1 / 16; Lioka 1 / 28)
Hira 160 « Misasa, diovy ny tenanareo» (am-pitsanganana)
TSODRANO
Hira 495 «Ny Fahasoavan’i JESOSY KRISTY»
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny