FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAHADIN'NY BAIBOLY

ALAHADIN'NY BAIBOLY

Ny alahady faharoa amin’ny volana Febroary, natokana hanaovana fotoam-pivavahana sy hanatanterahana rakitra ho fanohanana ny fampielezana ny Baiboly Malagasy

  1. Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
  2. Hira 131 «Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa ! »(am-pitsanganana)
  3. Vavaka sy Vakiteny (Jaona 15 / 9-17)
  4. Hira 134 «Baiboly, Tenin’Andriamanitra »
  5. Vavaka sy Vakiteny (Marka 16 / 15; 19 – 20)
  6. Hira 135  « Ny  Teninao jesô Mpamonjy»
  7. Vabaka sy Vakiteny  (Jaona 13 / 34 – 35)
  8. Hira 136 « Ny Baiboly, boky tsara sady soa»(am-pitsanganana)
  9. FAMPIANARANA: Marka 16/ 15
  10. Hira 130 «Mamiko ny Teny Masina »
  11. Fanazavana fohy moba ny Alahadin’ny Baiboly
  12. Rakitra (Hira 82; 85;…sns)
  13. Hira 274« Fitiavana, rano velona» (am-pitsanganana)
  14. TSODRANO
  15. Hira 496 « Voinahitra any amin’ny Avo Indrindra »

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH