FANDAHARANA FOTOAM-PIVAVAHANA NY 9 JONA

9 JONA

Fahatsiarovana ny nilatsahan’ny Fanahy Masina tamin’izy 13 mianadahy

DADA RAINISOALAMBO SOATANANA
  1. Hira 118 « Ry fanahy Mpanazava ! » (am-pitsanganana)
  2. Vakiteny : Jaona 17/ 1-26
  3. Hira 270 « Avia, Jehovah Tomponay ! »
  4. Vakiteny : Isaia 2 / 2-22
  5. Hira 267 « Rainay be fitia »
  6. Vakiteny : Isaia 43 / 5 -13
  7. Hira 110 « Avia, Fanahy ô ! » (am-pitsanganana)
  8. FAMPIANARANA : Jaona 13/ 34 – 35
  9. Hira 274 « Fitiavana rano velona »
  10. Tantara fohy ny niandohan’ny FIFOHAZANA tao Ambatoreny
  11. Rakitra sy fanaterana ny Vokatra
  12. Vakiteny : Isaia 9/ 1 – 6
  13. Hira 3 « Misaora an’i Zanahary » (am-pitsanganana)
  14. Hira 268 « Ny androm-pahasoavana »
  15. Fotoana malalaka sy LAVANTY
  16. TSODRANO
  17. Hira 501 « Arovy aho, Tompo : »

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH