FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA ISAN-KARIVA

ISAN-KARIVA

Fotoam-pivavahana isan-kariva

  1. Hira 270 «Avia Jehovah Tomponay»
  2. Vavaka nampianarin’ny Tompo(ataon’ny ankizy eo am-pitsanganana)
  3. Vavaka ataon’ny vehivavy 2 na 3 mifandimby
  4. Hira 110 « Avia Fanahy ô»
  5. Vavaka ataon’ny lehilahy 2 na 3 mifandimby
  6. Hira 496 « Voninahitra any amin’ny Avo indrindra»
  7. FAMPIANARANA 
  8. TSODRANO
  9. Hira 501 « Avia Fanahy ô»« Arovy aho Tompo»

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH