Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
Hira 270 «Avia Jehovah Tomponay»
Vavaka nampianarin’ny Tompo(ataon’ny ankizy eo am-pitsanganana)
Vavaka ataon’ny vehivavy 2 na 3 mifandimby
Hira 110 « Avia Fanahy ô»
Vavaka ataon’ny lehilahy 2 na 3 mifandimby
Hira 118 « Ry Fanahy Mpanazava»
FAMPIANARANA
TSODRANO
Hira 501 « Avia Fanahy ô»« Arovy aho Tompo»
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny