FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA ISAKY NY ALAHADY HARIVA
ISAKY NY ALAHADY HARIVA
Izay olona voatendry hitarika ihany no mifidy ny hira rehetra hatao amin’io fotoana io. Ny olona voatendry hiresaka ny Fampianarana no manome ny teny hovakiana
Vavaka ataon’ny Mpitarika
Hira ,… (am-pitsanganana)
Vakiteny avy ao amin’ny Soratra Masina izay Faranana amina Vavaka ataon’ny Mpitarika
Hira ,…
Vavaka
Hira, ….
Vavaka
Rakitra (hira …..)
Vavaka ho an’ny Rakitra
Hira ,…
Vakiteny avy ao amin’ny Soratra Masina
Hira ,…(am-pitsanganana)
FAMPIANARANA
Hira, ….(am-pitsanganana)
TSODRANO
Hira, …
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny