FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAHADIN'NY HOPITALY
ALAHADIN'NY HOPITALY
Ny alahady faharoa amin’ny volana Novambra, natokana hanaovana fotoam-pivavahana ho fangataham-pitahiana ho an’ny asa fitsaboana. Ny Alatsinainy, ampitson’io no hanaovam-bokatra. Ny rakitra sy ny vola rehetra azo dia alefa aty Soatanàna
Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
Hira 246« Manàna finoana, ry mpivavaka ô!»(am-pitsanganana)
FAMPIANARANA (Jaona 13 / 34 – 35)
Rakitra (Hira 361, … sns)
Vavaka ho an’ny Rakita
Hira 499« Ny dera sy ny laza» (am-pitsanganana)
TSODRANO
Hira 496 « Voninahitra any amin’ny Avo Indrindra»
Jaona 13/ 34 - 35
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny