Fotoam-pivavahana Lehibe amin’ny Fivoriana iraisan’ny Mpianatry ny Tompo manerana ny Nosy eto Soatanana. Hanaovana Rakitra sy Vokatra hanohanana ny fanaovana ny « CHAPELLE»
Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada RAINISOALAMBO »
Hira 7« Avia miondreha, ry vazantany ô» (Am-pitsanganana)
Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny