FANDAHARANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA NY ALAHADIN'NY SAMPAN-DROFIA

SAMPAN-DROFIA

Fahatsiarovana ny niakaran’i Jesosy tany Jerosalema ka hanaovana fotoam-pivavahana 

  1. Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada Rainisoalambo »
  2. Hira 97 « Ary raha nanakaiky an’i Jerosalema Izy» (Am-pitsanganana)
  3. Vavaka sy vakiteny (Mation 21 / 1 – 11)
  4. Hira 108« Tamin’ny andro niakaran’i Jesô »
  5. Vavaka sy vakiteny (Matio 21 / 12 – 17)
  6. Hira 409« Mankanesa ao Betifaga re hianao»
  7. Vavava sy vakiteny (Matio 21 / 23 -25)
  8. Hira 91 « Lazao any amin’i Ziona zanakavavay» (am-pitsanganana)
  9. FAMPIANARANA 
  10. Rakitra (Hira 98, 104, …sns) 
  11. Vavaka ho an’ny Rakitra
  12. Hira 162 « Mibebaha hianareo, ry Isiraely ô » (am-pitsanganana)
  13. TSODRANO
  14. Hira 501 « Arovyaho Tompo  »

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH