FANDAHARANA FOTOAM-PIVAVAHANA NY 10 AOGOSITRA

15 OKTOBRA

Fahatsiarovana ny nahazoan’ny Fifohazana ny fahaleovantenany  ka hanaovana rakitra sy vokatra hanohanana ny kolejy RAINISOALAMBO ao Soatanàna

  1. Vakina ny « Vavaka napetrak’i Dada Rainisoalambo »
  2. Hira 1 « Derao Andriamanitra» (Am-pitsanganana)
  3. Vavaka sy vakiteny (Isaia 60 / 1-22)
  4. Hira 307 « Mitsinjova ny mazava ! »
  5. Vavaka sy vakiteny (Isaia 62/ 1-12)
  6. Hira 316 « Ry Jehovah Ray tsitoha»
  7. Vavava sy vakiteny (Jaona 17 / 1 -26)
  8. Hira 299 « Havaozy tompo ô ! » (am-pitsanganana)
  9. FAMPIANARANA : Jaona 16/ 6 – 22
  10. Hira 104 « He! fotoana ankalazaina izao »
  11. Tantara fohy momba ny FAHALEOVANTENAn’ny  FFSM
  12. Rakitra sy fanaterana ny Vokatra
  13. Vavaka sy vakiteny (Isaia 43/ 5 – 13)
  14. Hira 19 « Mihobia ho an’i Jehovah» (am-pitsanganana)
  15. Hira 449 « Andriamanita ô, ry Raiko ô »
  16. Vavaka sy Lavanty
  17. Hira 496 « Voninahitra any amin’ny Avo Indrindra »
  18. TSODRANO
  19. Hira 499 « Ny Dera sy ny Laza : »

Jaona 13/ 34 - 35

Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. Izany no hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.

Fiangonan’ny Fifohazan’ny mpianatry ny tompo Soatanana eto Madagasikara,niandoha tao Ambatoreny

Fifandraisana

© 2024 Created with FITIATECH